Dépêches

Trangam-piaraha-monina: Voasambotra ilay raim-pianakaviana iray voarohirohy tamin’ny famonoana ny zanany

Voasambotra ilay raim-pianakaviana voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ny zanany manana fahasembanana 09 taona, natao tao anaty gony ary nalatsaka tao anaty ranovovo tany Ambodimangan’Angainky Marogaona Sambava. Aorian’ny famotorana azy dia atolotra ny fitsarana ity lehilahy ity.

Laisser un commentaire