Misaona ny tontolon’ny Hiragasy
Nodimandry Rasamimanana Rochel, Filohan’ny Fikambananan’ny Mpihiragasy eto Madagasikara, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Rapety. Tamin’ny taona 1969 izy no nanomboka nisehatra tamin’ny Hiragasy