Morondava : Mpisoloky saika niharan’ny fitsaram-bahoaka
Efa teny am-pelatanan’ireo fokonolona nahasambotra azy ity lehilahy 29 taona, izay voalaza fa mpisoloky rain-dahiny ity no avotry ny polisy, tao an-tampon-tanànan’i Morondava, omaly atoandro.