Fahasalamana: Mikatona tanteraka ny CTC Voara
Dépêche 15 juin, 12h, Nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Minisitra ny fanakatanonana tanteraka ny CTC ao amin’ny Village Voara Andohatapenaka. Marihina anefa fa mbola misy hatrany ireo marary, 1 hatramin’ny 4 isaky ny faritra isan’andro ny tranga voamarina amin’izao fotoana izao. Marihina ihany koa fa efa tsy namoaka ny salan’isa ihany koa ny Minisitera ny herinandro lasa teo. Haparitaka manerana ny CSB2 ihany anefa ireo fanaovana ny “test PCR”
