Dépêches

Orange du Livre : Tafiakatra amin’ny dingana famaranana ny bokin’i Michèle Rakotoson

Dépêche 17 mars, 12h, « Amabtomanga, le silence et la douleur », boky nosoratan’i Michèle Rakotoson, voasafidy amin’ny dingana famaranana ny « Prix orange du Livre ». Taorian’ny fahatongavan’ity boky ity tamin’ny dingana famaranana ny Prix Ivoire 2022 dia izao tonga amin’ny dingana famaranana hafa izao indray. Miisa 4 ireo mpanoratra hafa avy amin’ny firenena samihafa no tafiakatra amin’izany dingana famaranana izany. Izay handresy araka izany hahazo 10 000euros sy fampahafantarana ary fampiroboroboana sy tohana ny asa sorany maneran-tany avy amin’ny Fondation Orange.

Laisser un commentaire