Dépêches

Faharendrehana sambo: Handraisana fepetra ny nahatonga ny loza  

Dépêche 14 mars, 12h, Amin’izao fotoana izao dia miisa 23 ireo olona izay fantatra fa namoy ny ainy noho ny faharendrehan’ilay sambo tao Ambilobe raha 24 kosa ireo velona soa aman-tsara ary vehivavy bevohoka ny iray tamin’izany. Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian’ny niharam-boina ny Praiminisitra ary nanao dinik’asa niaraka tamin’ny tompon’andraikitra any an-toerana. Araka izany dia tsy maintsy handraisana fepetra ny nahatonga ny loza indrindra ny fototry ny olana.

Laisser un commentaire