Dépêches

Fanabeazana: Nisitraka fanampiana ara-teknolojia ny mpianatra ao amin’ny faritra Menabe.

Dépêceh 21 novembre, 14hh30, Nahazo fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar ny mpianatra ao amin’ny EPP Bemanonga sy Belo Tsiribihina. Anatin’ny hetsika fanapariahana ny programan’asa mahakasika ny sekoly nomerika no anton’izao fanomezana izao. Nahazo fanampiana ara-teknolojia isan-karazany ireo mpianatra ary ireo mpilatsaka an-tsitrapo an’ny Orange Madagasikara no hanome fampianarana ny amin’ny fomba fampiasana ireny fitaovana rehetra ireny. Miisa 442 ireo mpianatra no hisitraka ny tombontsoan’ireto fanampiana ireto.

Laisser un commentaire