Sarron C21 Sakamainty : Kodiaran-droa mandeha amin’ny herin’aratra vita Malagasy
Dépêche 29 septembre, 14h, César Sarron, lehilahy Malagasy nahavita moto zaton isan-jato moto elektrika. Manana faharetana mandeha 100km ny vatoaratra ao antiny amin’ny hafainganam-pandeha 70km/h. Ny olana rehetra tokoa misy vahaolana vaokoa satria dia sahirana tamin’ny fivezivezena nakany Antsirabe tany amin’ny Ray aman-dReniny foana izy no nampitsiry izao hevitra izao ny taona 2019 ka io izy vita soa aman-tsara io.
