Fialamboly : Nianjera ny « manège » filalaovan’ny ankizy
dépêche 19 septembre, 14h, Tany Mahajanga no nisehoan’ity tranga ity. Nianjera ilay “manège” hataon’ny ankizy kilalao, maro ireo naratra tamin’izany satria dia tamboho “barbelés” no nianjeran’izy ireo. Ilaina ny fanaraha-maso tsara ny fitaovana ampiasaina ho an’ny olompirenena satria mety hahatonga loza hatramin’ny fahafatesana izany.
