Dépêches

Fizahan-tany : Hiverina hisokatra ny sidina mampitohy an’i Sainte Marie sy ny nosy La Réunion

01 Septambra, 16h00, Miverina misokatra ny sidina mampifandray ny lanitr’i Sainte Maria sy ny nosy La Réunion manomboka izao. Hisy ny sidina voalohany ny 17 septembra ho avy izao. Tapaka izany nandritra ny filan-kevitry ny ministra notanterahina omaly. Hampiverina ny sehatry ny fizahan-tany ho an’I Madagasikara ihany koa izany izay efa nisedra olana hatramin’ny fotoan’ny fihiboana.

Laisser un commentaire