Antananarivo : Manao fitokonana faobe ireo fiara karetsaka
30 Aogositra, 17h00, Nanao fitokonana faobe eny Tsaramasay ireo mpitondra fiara karetsaka ny maraina teo. Maneho ny fankasihatrana ny fisian’ny Taxi-moto izy ireo ary mitaky ny hamoahan’ny kaominina Antananarivo renivohitra ny fahazoan-dalana mitrandraka na Licence hoan’ireo Taxi mila manavao izany.
