CulturePolitiqueSocialTatitra

Etats-Unis : Unona moa ny « paradoxe de Tocqueville » ?

I Alexis de Tocqueville dia nampiharihariana fifanoherana ara-tsosialy samihafa. Ny teny hoe « paradoxe de Tocqueville » kosa dia manondro tranga maromaro amin’izany. Ny ankahamaroan’ireo dia nalaina tao amin’ny bokin’i Alexis de Tocqueville tamin’ny taona 1830 mitondra ny lohateny hoe « De la démocratie en Amérique ».

Anisany iray amin’izany ny « Paradoxe matrimonial » izay nahitan’i Alexis de Tocqueville fa ny fiaraha-monina izay betsaka « mariages d’inclination » noho ny fanambadiana namboarina dia manana taham-pisaraham-banambadiana ambony kokoa. Eo ihany koa ny « Paradoxe de l’insatisfaction croissante » izay nahitan’i Alexis de Tocqueville fa rehefa manoloana ny tsy fanantenana zavatra iray no mampatsara ny zava-misy.

Laisser un commentaire