Literatiora malagasy : nodimandry teo amin’ny faha 94 taonany i Aimée
04 aogositra, 12h45, Misaona ny tontolon’ny sarimihetsika sy ny zava-kanto malagasy, nodimandry ny alin’ny alarobia 03 aogositra hifoha alakamisy teo I Razafindrafarasoa Alice Aimé fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Aimée. Mpilalao sarimihetsika Malagasy sangany ary nanana ny nampiavaka azy manokana teo amin’ny filalaovana tantara amin’onjam-peo
