Asaramanitra : Nomena fanalefahan-tsazy ireo voafonja
27 Jona, 09h00. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-62 taona nitsingerenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia nandray fanapahan-kevitra hanome fanalefahan-tsazy faobe ho an’ireo olona voaheloka amin’ny sazy tsy ahazoana fahalalahana araka ny voalaza ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2022-957 ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina.
