Turquie : Mitohy ny fihetsiketsehana aton’ny mpianatra.
Efa tsy faly taminn’ny fanendrena filoha vaovaon’ny oniversite any an-toerana sy ny fisamborana olona maro ny talata lasa teo ny mpianatra. Anisan’ny tsy eken’ireto farany ihany koa fanamelohana ireo “muslmans” sy ny “homosexuel”. Raha tsiahivina , ny talata lasa teo no efa nahatratra 170 ireo olona nosamborin’ny polisy .Tsy mihemotra amin’ny fitokonana izy ireo na dia eo aza ny fanasaziana mafy ataon’ny mpitandro ny filaminana .
