ActualitésTatitra

Japon : Vehivavy nanary zanaka noho ny fahadisoam-panantenana

Vehivavy iray efa manambady no nanapa-kevitra ny hiteraka tamin’ny alalan’ny « donneur de sperme » noho ny aretina mahazo ny vadiny.Rehefa teraka nefa izy dia nanapa-kevitra ny hanome ny zaza ho antsangan’olona noho ny fahadisoam-panantenenana.Nandainga taminy io lehilahy « donneur de sperme » io fa avy tao Japon ary manana marim-pahaizana. Fantany nefa taty aoriana fa avy tao Chine ilay lehilahy, tsy manana diploma ary manam-bady.Nitory io lehilahy io ireto mpivady ireo noho izany ary nitaky onitra 2 tapitrisa dollars taminy noho ny fitaka.

Laisser un commentaire