ActualitésTatitra

La Réunion: Vehivavy voalohany voatendry eo amin’ny fitantanam-paritra paositra i Catherine Dahirel

Efa nitantana ny paositri’i Aquitaine-Pyrénées ny taona 2014 hatramin’ny taona 2021 teo i Catherine Dahirel. Vehivavy voalohany ao La Réunion hitana ny fitantanana paositra kosa izy.Efa hatramin’ny niasany no niaraka atamin’ny “Poste Groupe” i Catherine Dahirel. Nanao izay nampiroboroboana ny asany izy ary nanampy ireo mpiasan’ny paositra nandroso ihany koa.Efa niasa nanomboka ny volana desambra teo kosa ny tenany. Nitsidika ireo paositra tao an-toerana izy mba hamaritany ny fomba fiasa ary hiaina amin’ireo olom-boafidy sy mpisehatra ara-toekarena ao an-toerana ihany koa.

Laisser un commentaire