Dépêches

Fitsarana miaramila 2021.

29 Oktobra, 13h00. Tanora miisa 401270 no nahavita fitsarana miaramila tamin’ity taona 2021 ity. Ny 231853 dia lehilahy raha miisa 169416 kosa ny Vehivavy nahavita izany. Nankasitraka ireo zatovo lahy sy vavy nanefa ny adidiny eo amin’ny maha olom-pirenena ny minisitera tompon’andraikitra tamin’ny fanatanterahana izany. Manentana ireo izay mbola tsy nahavita izany ny minisitera mba hiatrika ny fitsarana miaramila amin’ny taona ho avy.

Laisser un commentaire