Fanesorana ary fanendrena ny tale jeneralin’ny JIRAMA.
14 Oktobra, 11h10. Araka ny tapaka nadritra ny filan-kevitry nyminisitra omaly dia nesorina tamin’ny toerany ny tale jeneralin’ny Jirama Vonjy Andriamanga. Voatendry hisolo azy kosa Radanielina Rivo hisahana vonjimaika ihany ny toeran’ny tale jeneralin’ny orin’asa JIRAMA. Na dia mpisolo toerana aza izy dia ho hitan-tsika eo indray ny fomba fiasany mihoatra ny teo aloha.
