Hahavita hamokatra herinaratra 15MW amin’ny dingana voalohany ilay tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny angovo azo avy amin’ny masoandro izay apetraka ao Moramanga.
Hahavita hamokatra herinaratra 15MW amin’ny dingana voalohany ilay tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny angovo azo avy amin’ny masoandro izay apetraka ao Moramanga.
Natsangana izy io mba hanamafisana sy hanatsarana ny famatsiana herinaratra ao anatin’ny Réseau Interconnecté d’Antananarivo (RIA), ka antenaina hanampy amin’ny fampihenana ny fahatapahan-jiro sy hanatsara ny tolotra ho an’ny mpanjifa.
