ActualitésTsidika

Ankazomanga : Mivarotra scooter ny Fami Moto

Tranombarotra fivarotana MOTO Scooter izay bon occasion ny fami moto. Mivarotra kojakoja rehetra sy piece d’origine ihany koa. Moto isan-karazany ary impeccable sy mandeha tsara no amidiny. Efa antaonany no nisiany ety akazomanga, 50m miala amin’ny rond point ho any Andraharo. Teo fona no nisy azy atramizay, mbola tsy niova toherana mihitsy.

Entana afarana avy any ivelany avokoa no amidiny. Manana mpanamboatra moto matihanina koa izy, ary azo antoka ny entana, zavatra mandeha tsara no jifaina ao. 

Laisser un commentaire