ConseilTsidika

Intitut ISS : Mikarakara famelabelaran-kevitra

Ny Institut ISS dia mikarakara velan-kevitra mandritran’ny iray volana. Ao amin’ny ivon-toeram-pamianarana Institut ISS hanatanterahana izany hetsika izany. Maro ireo loha-hevitra hifam-pizarana mandritra izany. Tafiditra ao anatin’izany ny « Redéfinir l’Approche Collaborative des Outils de Gestion de Projet » izay atao ny 18 oktobra 2023 amin’ny 14 ora – 16 ora ariva.

« Hatsarao ny fomba fanatontosana ny fiaraha-miasa ao anatin’ny tetikasam-pitantanana atao. Antoka mampahomby amin’ny fitantanana ny tetikasa izany. Tohano ny tetikasanao miaraka amin’ny fomba fitantanana vaovao. Manasa anao ho tonga hanatrika sy handray anjara amin’ny velan-kefitra izay atao! » hoy ny mpiandraikitra.

Ny fisoratana anarana dia azo alaina amin’ny alalan’ny fanasana ao amin’ny commevent@institut-iss.com na hiantso ny laharana +261 34 61 597 24 / 34 87 244 55.

Laisser un commentaire