Dépêches

Foto-drafitr’asa: Ny volana jona izao no ho vita ireo lalana simba amin’ny renivohi-paritany.

Dépêche 23 février, 14h, Nanambara ny Filoham-pirenena fa ny volana jona izao no ho vita ireo asa fanamboarana ny lalana simba rehetra izay tafiditra ao anatin’ny renivohi-paritany. Asa maika no hisokajiana ireo asa rehetra ireo. Hisy ny tetiandro izay tsy maintsy hivoaka amin’io herinandro miditra io ka tsy maintsy vitaina alohan’ny volana jolay izany asa fanamboarana rehetra izany.

Laisser un commentaire