Fampianarana : Fiarovana ny orinasa sa fanavakavahana ?
Dépêche 22 septembre, 14h, Tsy noraisin’ny sekoly tys miankina iray ity mpianatra iray manana olana amin’ny hoditavany. Matahoatra ity sekoly ity handray azy hianatra ao aminy amin’ny maha varira azy. Nolazaina tamin’izany fa mety hampihena ny mpianatra ao aminy ny fandraisany ity tovolahy ity. Fanontaniana mipetraka hoe iharan’ny fanavakavahana ihany ve izany ny varira sa ity sekoly ity no te hiaro ny orinasany ?
