Ambohimanambola: Hisy ny carnaval ho hataon’ireo fikambanana isan-karazany
08 Jona, 12h00. Hisy ny diabe ho ataon’ireo fikambanana sy sekoly misy ao Ambohimanambola mandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena. Miantso ireo te handray anjara amin’izany ny Kaominina Ambohimanambola. Betsaka ihany koa ny hetsika ho atao mandritra io fetim-pirenena io any an-toerana toy ny fifaninanana dihy sy hira.
