Dépêches

RN6 : Vita ny fanotorana ny lavaka

11 Janoary, 11h00. Vita ny fanotorana ny lavaka eo amin’ny PK 214+900 amin’ny lalam-pirenena faha-6 anelanelan’i Port Bergé sy Antsohihy. Efa miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana any an-toerana ary mandeha avokoa ireo fiara vaventy rehetra. Asa vonjimaika ihany nefa io natao androany io fa tsy maintsy hisy ny fivilian-dàlana hapetraka alohan’ny hanamboarana sy hametrahana « dalot » eo amin’io toerana io.

Laisser un commentaire