Polytechnique: Mitokona indray ireo mpianatra eny Vontovorona
Manatanterana fitokonana indray ireo mpianatra eny amin’ny Toeram-pianarana Polytechnique Vontovorona. Zandary roa no naratra tamin’izany. Famerenana fangatahana nanaovana fitokonana farany
Read More