Fivoriana ara-potoana maharitra voalohany nataon’ny Antenimieram-pirenena : Natao tamin’ny asa ampitain-davitra.
Tsy natao ho sakana tsy hanaovan-javatra sy tsy hampandrosoana ny asa ny fisian’ny valan’aretina covid-19 eto amin’ny tany sy firenena.
Read More