MESupReS : Mandrahona ny hitokona ny mpianatr’i Vontovorona raha tsy voaloa ny vatsim-pianarana
01 Martsa, 11h30. Misy fahatarana ny fandoavana vatsim-pianarana. Manoloana izany dia mandrahona ny hanakorontana ny ESPA (Ecole supérieure polytechnique d’Antananarivo).
Read More