Tolagnaro Nitohy ny fitarainana nataon’ny mponina noho ny fahafatesan’ny trondro sy fahalotoan’ny rano avy amin’ny fitrandrahana fasi-mainty ataon’ny orinasa QMM.
Efa nisy ny fandehanana an-tsehatra nataon’ny tompon’andraikitra avy amin’ny fanjakana. « Hohatsangana ny laboratoara manokana hitsirika ny rano any Andrakaraka sy
Read More