Norvège : Mipetraka foana ireo toro-marika ara-pahasalamana mandritra ny fetim-pirenena
Nanambara ny governemanta sy ny Minisiteran’ny kolontsaina, Abid Raja ao Norvege fa mipetraka foana ireo fepetra hiarovana amin’ny fiparitahan’ny COVID-19
Read More