Mayotte : Tsy hifanandrina amin’ny tompondakan’ny nosy indray ny mpikatroka Rugby avy ao La Réunion
Tokony hotontosaina ny sabotsy 10 desambra izao ny lalao « Rugby à 10 » hifanandrenan’ny tompondakan’i Mayotte sy ny mpilalaon’i La Réunion.
Read More