Nisy ny fanambarana nataon’ny teo anivon’ny Minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fampiofafana arak’asa
Nanatontosa valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety mahakasika ny fandaharam-potoanan’ny taom-pianarana 2021-2022 ny Sekretera jeneralin’ny Minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fampiofanana arak’asa.
Read More