Ankadikely Ilafy: Manomboka amin’ny fampiasana ny angovo azo avaozina ny orinasa Somacou
Notokanana ny zoma faran’ny herinandro teo ny « centrale solaire » izay hanampy amin’ny famatsiana herinaratra hanosika ireo masinina indostrialy fanenona vaovao
Read More