Tchad : Nanala ny taratasy firotsahany ho fidiana filoham-pirenena i Saleh Kebzabo.
Noesorin’i Saleh Kebzabo, mpifaninana amin’ny filoham-pirenena amperin’asa Idriss Déby, ny taratasy firotsahany ho fidiana filoham-pirenena amin’ny 11 aprily ho avy
Read More