Ankadikely Ilafy : Nametrahana foto-drafitr’asa fisitrahana rano fisotro madio ny fokontany Ambohitraina
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo ny fanolorana ny foto-drafitr’asa, izay ahazoana rano fisotro madio, ho an’ny mponina ao amin’ny fokontany
Read More