Australie : Voafidy ho fitaterana an’habakabaka azo antoka indrindra eran-tany ny Qantas
Kaompaniam-pitaterana an’habakabaka miisa 385 no nojeren’ny Airlineratings.com akaiky namaritany ny fitaterana an’habakabaka azo antoka indrindra eo amin’ny lafiny fiarovana (sécurité)
Read More