Europe : Nilaza tsy mahalala ny fomba nahatongavan’ny vola tao an-tranony i Eva Kaili
Raha tsiahivina dia voarohirohy amin’ny raharaha kolikoly miaraka amin’i Qatar sy mpikambana maromaro ao amin’ny parlemanta eropeana i Eva Kaili, filoha lefitry ny parlemanta eropeana.
Read More