Irak: “Roquettes” folo nandrava toby iray fipetrahan’ny amerikana, roa andro alohan’ny fitsidihan’ny papa François.
« Roquettes » na antsoina hoe « bombe sous-munitions » 10 farafahakeliny no nipoaka tao amina toby iray fipetrahana tafika amerikana ny marainan’ny alarobia
Read More