Fitsaram-bahoaka : Olona miisa 47 notazomina am-ponja vonjimaika tao Lalazana, Matsiatra Ambony
Taorian’ilay tranga na fitsaram-bahoaka izay niseho tao Lalazana, Distrikan’ny Vohibato faritra Matsiatra ambony dia olona miisa 47 no voarohirohy tamin’izany.
Read More