Diana : Mitondra vahaolana ho an’ny fitakian’ny mpitsara fanadinana ny Governoram-paritra
Namory ireo mpiandraikitra rehetra misehatra eo anivon’ny fitsarana ny fanadinam-panjakana « baccalaureat » ny Governoran’ny Diana mba hitadiavana vahaolana amin’ny fitakian’ireo mpitsara.
Read More