Alasora : Sazy enim-bolana an-tranomaizina sy lamandy 1 200 000 Ar no nomena ilay lehilahy nangalatra jiro tao amin’ny fokontany Amboaroy
Nahazo sazy enim-bolana am-ponja sy handoa lamandy mitentina 1 200 000 r, ilay olona tratra nangalatra ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro,
Read More