Fampianarana : Misy hatrany ireo zazavavy mitondra vohoka mandritra ny adina ara-panatanjahantena amin’ny baccalauréat
Am-polony indray ireo mpianatra hanala ny fanadinam-panjakana baccalauréat no fantatra fa mitondra vohoka. Rehefa fotoan’ny adina ara-panatanjahantena hatrany no hahalalana
Read More