Ambohimangakely : Tafapetraka ireo jiro cobras teny amin’ny fokontany miisa efatra
Tontosa soa aman-tsara tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo ny fametrahana ireo jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro (cobras) teny amin’ireo fokontany
Read More