Indonésie : Olona folo no maty nandritra ny « méditation » teny amoron-dranomasina
Olona 23 no nanao « méditation » nifandray tanana teo amoron-dranomasin’i Payangan, ao amin’ny faritanin’i Java Atsinanana ny alin’ny faran’ny herinandro teo.
Read More