Maevatanana : Efa misy ny ivon-toerana hanosehana ireo mpandraharaha
Vita hatramin’ny 90 % ny fanorenana ny ivon-toeram-pikotrehana orinasa misehatra amin’ny kolontsaina sy serasera ao Maevatanana, faritra Betsiboka. Eo am-pamaranana tanteraka
Read More