Union Européene : Hamoaka vola 450 tapitrisa Euros hanampiana ara-pitaovam-piadiana an’i Ukraine
Nanambara ny lehiben’ny diplaomasia ao Europe, Josep Borrell fa manam-pikasana hamoaka 450 tapitrisa Euros hanampiana ara-pitaovam-piadiana an’ny tafik’Ukraine izy ireo.
Read More