Proche Orient: fivorian’ny filan-kevitry ny ONU mikasika ny ady Israélo-palestinien
Hanantanteraka fivoriana ampitain-davitra ny filan-kevitry ny fandriam-pahalemana ao amin’ny firenena mikambana ny alahady izao amin’ny 4ora tolakandro (ora ao Paris),
Read More