Fifidianana : Mangataka fiaraha-miasa avy amin’ireo hery velona rehetra ny CENI amin’ny fanaraha-maso
Asa vadi-drano ny fifidianana ka tsy vita raha tsy hifanakonana. Izany indrindra no hiantson’ny CENI ireo hery velona rehetra hiara-hisalahy
Read More