Etats-Unis : Lehilahy iray voaheloka higadra 400 taona noho ny heloka tsy nataony no nahazo fahafahana
Tokantrano iray no tratran’ny fanafihana nitam-piadiana tao Fort Lauderdale, tao Floride tamin’ny 19 jona 1988. Tafatsoaka ireo mpanafika roa tamin’izany
Read More